Isaiah 54:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Halalaho ny itoeran’ny tranolainao ary aoka hohenjanina ny ambaindainao ka aza avela hisy hikentrona! Halavao ny kofehinao ary aoreno mafy ny tsatokan-dainao!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Halalaho ny itoeran’ny lay, velaro ny ambaim-ponenanao, aza hazonina fa alefaso ho lava ny tadinao, ary aoreno mafy ny tsima-day!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Halalaho ny faritry ny lay fonenanao, asio fanitarana ny ambain’ny lainao, ka aza anaovana fitsitsiana. Halavao ny tadin-dainao ka hamafiso ny tsatòka,
Malagasy Bible 1865
Halalaho ny itoeran'ny lainao, ary aoka hohenjanina ny ambain-dainao, ka aza avela hisy hiketrona; halavao ny kofehinao, ary aoreno mafy ny tsima-dainao;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Halalaho ny itoeran’ny tranolainao ary aoka hohenjanina ny ambaindainao ka aza avela hisy hikentrona! Halavao ny kofehinao ary aoreno mafy ny tsatokan-dainao!
malagasy
Halalaho ny itoeran'ny lainao, ary aoka hohenjanina ny ambain-dainao, ka aza avela hisy hiketrona; halavao ny kofehinao, ary aoreno mafy ny tsima-dainao;