Isaiah 54:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hiitatra any amin’ny ankavanana sy any amin’ny ankavia ianao ary hahazo firenena hafa ny taranakao ka hasiany mponina ny tanàna lao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hitatra miankavanana sy miankavia ianao; ary haka fonenana amin’ny firenena ny taranakao; ary hanisy mponina amin’ny tanàna lao Izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria miely miankavanana sy miankavia ianao: ny taranakao hahazo indray ny tanin’ny firenen-kafa, ary koa hipetraka indray amin’ireo tanànanao efa haolo.
Malagasy Bible 1865
Fa hitatra any amin'ny ankavanana sy any amin'ny ankavia ianao, ary ny taranakao hahazo ny jentilisa, ka dia hasiany mponina ny tanàna lao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hiitatra any amin’ny ankavanana sy any amin’ny ankavia ianao ary hahazo firenena hafa ny taranakao ka hasiany mponina ny tanàna lao.
malagasy
Fa hitatra any amin'ny ankavanana sy any amin'ny ankavia ianao, ary ny taranakao hahazo ny jentilisa, ka dia hasiany mponina ny tanàna lao.