Isaiah 54:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny Mpanao anao no Vadinao, Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, no anarany. Ny Iray Masin’ny Israely no Mpanavotra anao. Andriamanitry ny tany rehetra no anarany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ny vadinao dia ny Mpahary anao; I Iavehn’ny tafika no Anarany, ary ny Mpanavotra anao dia ilay Masin’i Israely, Andriamanitry ny tany rehetra no iantsoana azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ilay mpanao anao no ho vadinao; ny TOMPOn’izao rehetra izao no anarany. Ilay Masin’i Israely no mpanavotra anao, dia ilay antsoina hoe «Andriamanitry ny tany tontolo.»
Malagasy Bible 1865
Fa ny Mpanao anao no Vadinao, Jehovah, Tompon'ny maro, no anarany; Ary ny Iray Masin'ny Isiraely no Mpanavotra anao, Andriamanitry ny tany rehetra no anarany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny Mpanao anao no Vadinao, Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, no anarany. Ny Iray Masin’ny Israely no Mpanavotra anao. Andriamanitry ny tany rehetra no anarany.
malagasy
Fa ny Mpanao anao no Vadinao, Jehovah, Tompon'ny maro, no anarany; Ary ny Iray Masin'ny Isiraely no Mpanavotra anao, Andriamanitry ny tany rehetra no anarany.