Isaiah 54:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa NY TOMPO efa nampody anao, dia ianao izay tahaka ny vady efa nafoy ka ory am-panahy. Vadin’ny fahatanorana va dia azo apetraka? hoy Andriamanitrao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoatra ny vady nafoy sy tra-pahoriana, no ampodian’i Iaveh anao, hoatra ny vadin’ny fahatanoranao efa nisaorana; hoy ny Andriamanitrao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa tahaka ny vady nariana ka ory am-panahy ianao nefa nampodîn’ny TOMPO indray. Fa hoy ny Andriamanitrao aminao: «Ahoana no hanariana tanteraka ny vadin’ny fahatanorana?
Malagasy Bible 1865
Fa Jehovah efa nampody anao, izay tahaka ny vady efa nafoy ka ory am-panahy, ary tahaka ny vady efa novadina hatry ny fony mbola tanora, fa efa napetraka, hoy Andriamanitrao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa NY TOMPO efa nampody anao, dia ianao izay tahaka ny vady efa nafoy ka ory am-panahy. Vadin’ny fahatanorana va dia azo apetraka? hoy Andriamanitrao.
malagasy
Fa Jehovah efa nampody anao, izay tahaka ny vady efa nafoy ka ory am-panahy, ary tahaka ny vady efa novadina hatry ny fony mbola tanora, fa efa napetraka, hoy Andriamanitrao. [Heb.niantso]