Isaiah 54:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
tamin’ny firehetan’ny fahatezerako no nanafenako ny tavako taminao indray mipy maso monja, fa amin’ny famindrampo mandrakizay kosa no amindrako fo aminao, hoy NY TOMPO, Mpanavotra anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny firehetan’ny hatezerako no nanafenako vetivety ny Tavako taminao, fa amim-pitiavana mandrakizay kosa no angorahako anao, hoy i Iaveh Mpanavotra anao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny firongatry ny hatezerako no nandavako vetivety tsy hijery anao; fa amin’ny fitiavana mandrakizay kosa no anehoako indrafo aminao. Izaho TOMPO mpanavotra anao no milaza izany.
Malagasy Bible 1865
Tamin'ny firehetan'ny fahatezerako no nanafenako ny tavako taminao indray mipi-maso monja, fa amin'ny famindram-po mandrakizay kosa no amindrako fo aminao, hoy Jehovah, Mpanavotra anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
tamin’ny firehetan’ny fahatezerako no nanafenako ny tavako taminao indray mipy maso monja, fa amin’ny famindrampo mandrakizay kosa no amindrako fo aminao, hoy NY TOMPO, Mpanavotra anao.
malagasy
Tamin'ny firehetan'ny fahatezerako no nanafenako ny tavako taminao indray mipi-maso monja, fa amin'ny famindram-po mandrakizay kosa no amindrako fo aminao, hoy Jehovah, Mpanavotra anao.