Isaiah 54:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa Amiko izany dia tahaka ilay ranon’i Noa, koa tahaka ny nianianako fa tsy hanafotra ny tany intsony ilay ranon’i Noa dia toy izany no ianianako fa tsy ho tezitra aminao na hiteny mafy anao intsony Aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia ho toy ilay ranon’i Nôe izany amiko, nony nianiana Aho fa ilay ranon’i Nôe tsy hiely intsony amin’ny tany: toy izany koa no nianianako fa tsy ho tezitra aminao na handrahona anao intsony Aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny andron’i Noà, dia nianiana Aho fa tsy hanafotra ny tany intsony ny rano; mianiana toy izany koa Aho ankehitriny fa tsy hisafoaka aminao na handrahona anao intsony.
Malagasy Bible 1865
Fa amiko izany dia tahaka ilay ranon'i Noa, ka toy ny nianianako fa tsy hanafotra ny tany intsony ilay ranon'i Noa. Dia toy izany no ianianako fa tsy ho tezitra aminao na hiteny mafy anao intsony Aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa Amiko izany dia tahaka ilay ranon’i Noa, koa tahaka ny nianianako fa tsy hanafotra ny tany intsony ilay ranon’i Noa dia toy izany no ianianako fa tsy ho tezitra aminao na hiteny mafy anao intsony Aho.
malagasy