Isaiah 56:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no lazain’NY TOMPO: Tandremo ny rariny ary manaova ny marina, fa efa madiva ho tonga ny famonjeko ary efa hiseho ny fahamarinako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no lazain’i Iaveh: Tandremo ny hitsiny ary araho ny rariny, fa efa akaiky ny famonjeko, ary efa hiseho ny fahamarinako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao no lazain’ny TOMPO: «Tandremo ny rariny ka manaova ny marina, satria akaiky ho tonga ny famonjeko ary efa hiharihary ny fanafahako.
Malagasy Bible 1865
Izao no lazain'i Jehovah: Tandremo ny rariny, ary manaova ny marina, fa efa madiva ho tonga ny famonjeko, ary efa hiseho ny fahamarinako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no lazain’NY TOMPO: Tandremo ny rariny ary manaova ny marina, fa efa madiva ho tonga ny famonjeko ary efa hiseho ny fahamarinako.
malagasy
[Anatra ny amin'ny, fitanana ny marina sy fitandremana ny Sabata, ary toky ho an'ny proselyta sy ny ionoka] Izao no lazain'i Jehovah: Tandremo ny rariny, ary manaova ny marina, fa efa madiva ho tonga ny famonjeko, ary efa hiseho ny fahamarinako.