Isaiah 56:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Jamba avokoa ny mpitiliny, samy tsy mahalala izy rehetra, amboa moana avokoa izy rehetra ka tsy mahavovò; manonofy izy, eny, mandry ka tia torimaso.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ny mpiambina an’i Israely jamba avokoa, tsy mahalala na inona na inona; amboa moana avokoa izy rehetra, ka tsy mahavovò; fa manonofy, mandrimandry, tia torimaso.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Jamba avokoa ireo mpiahy ny vahoaka Israely ka samy tsy mahalala na inona na inona. Alika moana izy rehetra ka tsy mahavòvò, fa manonofy fotsiny sy mitsotsotra satria ny matory no tiany.
Malagasy Bible 1865
Jamba ny mpitiliny, samy tsy mahalala izy rehetra, amboa moana avokoa, izy rehetra, ka tsy mahavovo, manonofy izy, eny, mandry ka torimaso.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Jamba avokoa ny mpitiliny, samy tsy mahalala izy rehetra, amboa moana avokoa izy rehetra ka tsy mahavovò; manonofy izy, eny, mandry ka tia torimaso.
malagasy
Jamba ny mpitiliny, samy tsy mahalala izy rehetra, amboa moana avokoa, izy rehetra, ka tsy mahavovo, manonofy izy, eny, mandry ka torimaso.