Isaiah 56:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Avia, ianareo, hoy izy ireny, fa haka divay aho, aoka hiboboka toaka isika! Rahampitso dia ho tahaka ny anio ihany no hataontsika, fa mbola be dia be ny sisa tavela ao!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Avia ianareo, hoy izy, fa haka divay aho, ary hiboboka zava-pisotro mahery isika; ary ny ampitso koa toraky ny anio ihany, dia ho andro fety lehibe dia lehibe tokoa.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Avia ianareo, hoy izy fa haka divay isika ary hiboboka fisotro mahery! Ho toraka ny androany ihany koa ny rahampitso, fa mbola be dia be ny sisa hosotroina.»
Malagasy Bible 1865
Avia, ianareo, hoy ireny fa haka divay aho, ary aoka hiboboka toaka isika; ary rahampitso dia ho tahaka ny anio ihany, eny, hanoatra lavitra aza
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Avia, ianareo, hoy izy ireny, fa haka divay aho, aoka hiboboka toaka isika! Rahampitso dia ho tahaka ny anio ihany no hataontsika, fa mbola be dia be ny sisa tavela ao!
malagasy
Avia, ianareo, hoy ireny fa haka divay aho, ary aoka hiboboka toaka isika; ary rahampitso dia ho tahaka ny anio ihany, eny, hanoatra lavitra aza