Isaiah 56:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izao no lazain’NY TOMPO: Ny amin’ny ionòka izay mitandrina ny Sabatako sy mifidy izay sitrako ary mitana ny fanekeko,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa izao no lazain’i Iaveh amin’ny eonòka: Izay mitandrina ny sabatako ka hifidy izay sitrako ary hifikitra mafy amin’ny fanekeko:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Satria izao no lazain’ny TOMPO: «Ny eonòka mitandrina ny sabatako ka mifidy ny hanao izay sitrako sy mifikitra mafy amin’ny fanekempihavanako,
Malagasy Bible 1865
Fa izao no lazain'i Jehovah: Ny amin'ny ionoka izay mitandrina ny Sabatako sy mifidy izay sitrako ary mitana ny fanekeko,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izao no lazain’NY TOMPO: Ny amin’ny ionòka izay mitandrina ny Sabatako sy mifidy izay sitrako ary mitana ny fanekeko,
malagasy
Fa izao no lazain'i Jehovah: Ny amin'ny ionoka izay mitandrina ny Sabatako sy mifidy izay sitrako ary mitana ny fanekeko,