Isaiah 56:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia hanaovako fahatsiarovana sy anarana ao an-tranoko sy ao anatin’ny mandako izy, izay tsara lavitra noho ny an’ny zanakalahy sy ny zanakavavy; fa anarana mandrakizay izay tsy hesorina no homeko azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia omeko fahatsiarovana sy anarana, tsaratsara kokoa noho izay zanaka lahy sy zanaka vavy ao an-tranoko sy ao anatin’ny mandako izy; anarana mandrakizay no homeko azy ka tsy ho levona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia hanokanako takela-bato misy ny anarany eo amin’ny rindrin’ny tempoliko. Izany no tsara kokoa ho azy noho ny zanakalahy sy zanakavavy maro. Hampitoeriko eo mandrakizay ny anarany ka tsy hisy na inona na inona hahakosoka azy.»
Malagasy Bible 1865
Dia hanaovako fahatsiarovana sy anarana ao an-tranoko sy ao anatin'ny mandako izy, izay tsara lavitra noho ny an'ny zanakalahy sy ny zanakavavy; dia anarana mandrakizay izay tsy hesorina no homeko azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia hanaovako fahatsiarovana sy anarana ao an-tranoko sy ao anatin’ny mandako izy, izay tsara lavitra noho ny an’ny zanakalahy sy ny zanakavavy; fa anarana mandrakizay izay tsy hesorina no homeko azy.
malagasy