Isaiah 56:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia hoentiko ho any amin’ny tendrombohitro masina ka hampifaliako ao amin’ny tranoko fivavahana; ny fanatitra dorana manontolo atolony sy ny fanatiny hafa alatsa-dra dia hankasitrahana eo ambonin’ny alitarako, satria ny tranoko hatao hoe Trano fivavahana ho an’ny firenena rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia hoentiko ho ao an-tendrombohitra masina, sy hampifaliko ao an-tranoko fivavahana, hankasitrahina eo ambony ôtely ny sorony dorona aman-tsorony: fa ny tranoko hatao hoe: trano fivavahana ho an’ny firenena rehetra
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia hoentiko eo an-tendrombohitro masina, ka hampifalîko ao an-trano fivavahana amiko; ny sorona isan-karazany hatolony dia hankasitrahiko eo ambonin’ny alitarako; satria ny tranoko hatao hoe: ‹Trano fivavahana ho an’ny firenena rehetra.›
Malagasy Bible 1865
Dia ho entiko ho any an-tendrombohitro masina, ka hampifaliko ao an-tranoko fivavahana; ny fanatitra dorany sy ny fanatitra hafa alatsa-drà dia hankasitrahana eo ambonin'ny alitarako, fa ny tranoko hatao hoe trano fivavahana ho an'ny firenena rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia hoentiko ho any amin’ny tendrombohitro masina ka hampifaliako ao amin’ny tranoko fivavahana; ny fanatitra dorana manontolo atolony sy ny fanatiny hafa alatsa-dra dia hankasitrahana eo ambonin’ny alitarako, satria ny tranoko hatao hoe Trano fivavahana ho an’ny firenena rehetra.
malagasy