Isaiah 56:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
E, ianareo bibidia rehetra, avia hihinana, dia ianareo biby rehetra any an’ala!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ianareo, biby any an-tsaha rehetra, avia hihinana; ary ianareo biby any an’ala rehetra koa!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ianareo bibidia rehetra any an-tsaha sy ianareo bibidia rehetra any an’ala, avia hanao fihinanam-be!
Malagasy Bible 1865
He, ianareo bibi-dia rehetra! Avia hihinana, ianareo biby rehetra any an'ala.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
E, ianareo bibidia rehetra, avia hihinana, dia ianareo biby rehetra any an’ala!
malagasy
[Ny nahadiso ny lehiben'ny Isiraely, sy ny nataon'ny olona koa] He, ianareo bibi-dia rehetra! Avia hihinana, ianareo biby rehetra any an'ala. [Na: He, ianareo bibi-dia rehetra, Avia hihinana ny biby rehetra any an'ala]