Isaiah 57:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Noho ny halavitry ny nalehanao dia sasatra ianao, nefa tsy niteny ianao hoe: Kivy aho izany! Nahazo aina ihany ianao ka tsy nahatsiaro reraka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Reraka noho ny fandehandehananao matetika ianao; tsy mba nilaza hoe: «Aim-bery foana izany!» Hitanao fa mbola misy hery ny tananao, ka izany no tsy ahatsiarovanao marary.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Sasatra ianao tamin’ny lalan-davitra nalehanao, kanefa tsy loa-bolana hoe: «Kivy aho izany!» Nahazo hery indray aza ianao, ka tsy nahatsiaro reraka.
Malagasy Bible 1865
Noho ny halavitry ny nalehanao dia sasatra ianao, nefa ianao tsy niteny hoe: kivy aho izany! Nahazo aina ny tananao, ka dia tsy nahatsiaro reraka ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Noho ny halavitry ny nalehanao dia sasatra ianao, nefa tsy niteny ianao hoe: Kivy aho izany! Nahazo aina ihany ianao ka tsy nahatsiaro reraka.
malagasy
Noho ny halavitry ny nalehanao dia sasatra ianao, nefa ianao tsy niteny hoe: kivy aho izany! Nahazo aina ny tananao, ka dia tsy nahatsiaro reraka ianao.