Isaiah 57:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Iza ary no nahìnao sy natahoranao no dia nandainga ianao ka tsy nahatsiaro Ahy na nisaina akory? Moa tsy efa nangina va Aho hatrizay hatrizay? Fa tsy matahotra Ahy ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa iza àry no atahoranao? iza no ahinao, no dia nivadika amiko ianao, ka tsy mba mahatsiaro Ahy, sy tsy asianao raharaha akory Aho? Moa tsy nangina Aho, ary efa hatry ny ela, dia hatrizay tsy natahoranao Ahy izay?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa iza no nahînao sy natahoranao no dia namadika Ahy ianao, ka tsy nahatsiaro Ahy intsony sy nandroaka Ahy tao am-ponao? Efa nangina hatrỳ ny ela Aho, ka izany angaha no tsy anajanao Ahy?
Malagasy Bible 1865
Ary iza no nahinao sy natahoranao, no dia nandainga ianao ka tsy nahatsiaro ahy na nandatsaka am-po? Moa tsy efa nangina va Aho hatrizay hatrizay? Ka dia tsy natahotra Ahy ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Iza ary no nahìnao sy natahoranao no dia nandainga ianao ka tsy nahatsiaro Ahy na nisaina akory? Moa tsy efa nangina va Aho hatrizay hatrizay? Fa tsy matahotra Ahy ianao.
malagasy
Ary iza no nahinao sy natahoranao, no dia nandainga ianao ka tsy nahatsiaro ahy na nandatsaka am-po? Moa tsy efa nangina va Aho hatrizay hatrizay? Ka dia tsy natahotra Ahy ianao.