Isaiah 57:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izaho no hanambara ny fahamarinanao; ary ny asanao dia tsy hahasoa anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izaho no hanambara ny fahamarinanao, ary ny asanao izay tsy mahasoa anao akory.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa hovakiko bantsilana ny fihamboanao ho marina sy ny asanao; ka tsy hahasoa anao akory ireny.
Malagasy Bible 1865
Izaho no hanambara ny fahamarinanao ary ny asanao dia tsy hahasoa anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izaho no hanambara ny fahamarinanao; ary ny asanao dia tsy hahasoa anao.
malagasy
Izaho no hanambara ny fahamarinanao ary ny asanao dia tsy hahasoa anao.