Isaiah 57:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hilaza Izy hoe: Mandehana; eny, mandehana ka manamboara lalana, esory izay mahatafintohina eny amin’ny alehan’ny oloko!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hisy hilaza hoe: «Savao, savao ny lalana, areno izy, esory ny misakantsakana rehetra eo amin’ny lalan’ny vahoakako!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny TOMPO efa niteny hoe: «Ataovy mitovy tantana ny lalana, ataovy mitovy tantana ny lalana ka sokafy, esory ny sakantsakana amin’ny lalan’ny vahoakako.»
Malagasy Bible 1865
Ary Izy hilaza hoe: Manandrata, eny, manandrata ka manamboara lalana, esory izay mahatafintohina eny amin'ny alehan'ny oloko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hilaza Izy hoe: Mandehana; eny, mandehana ka manamboara lalana, esory izay mahatafintohina eny amin’ny alehan’ny oloko!
malagasy
Ary Izy hilaza hoe: Manandrata, eny, manandrata ka manamboara lalana, esory izay mahatafintohina eny amin'ny alehan'ny oloko.