Isaiah 57:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tsy hifandahatra mandrakariva Aho ary tsy ho tezitra mandrakizay, fandrao ho reraka eo anatrehako ny fanahy, dia ny fofonaina izay nataoko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa tsy te-hifandahatra mandrakariva aho, na hitahiry fahatezerana mandrakizay; satria amin’izany dia ho torana eo anatrehako ny fanahy sy ny aina izay nataoko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa tsy hanakiana lava Aho na ho tezitra hatrany; raha tsy izany dia ho faty eo anatrehako ny fofonaina mbamin’ny mananaina noariko.
Malagasy Bible 1865
Fa tsy hifandahatra mandrakariva Aho ary tsy ho tezitra mandrakizay; Fandrao ho reraka eo anatrehako ny fanahy, dia ny aina izay nataoko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tsy hifandahatra mandrakariva Aho ary tsy ho tezitra mandrakizay, fandrao ho reraka eo anatrehako ny fanahy, dia ny fofonaina izay nataoko.
malagasy
Fa tsy hifandahatra mandrakariva Aho ary tsy ho tezitra mandrakizay; Fandrao ho reraka eo anatrehako ny fanahy, dia ny aina izay nataoko. [Heb. fofonaina]