Isaiah 57:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efa nahita ny lalany Aho nefa hahasitrana azy ihany, dia hitari-dalana azy Aho ka hampody ny fiononana ho aminy sy ho amin’ny malahelo ao aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hitako ny lalany ary hanasitrana azy Aho; hitari-dalana azy, ary hamerina aminy ny fampiononako, ho azy sy ho an’ireo malahelo eo aminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary hitako ny fitondrantenany. Saingy izao no lazaiko: Hanasitrana ny vahoakako Aho, ka hitari-dalana sy hampahery azy. Ary ho an’ireo olony misaona kosa,
Malagasy Bible 1865
Efa nahita ny lalany Aho, nefa hahasitrana azy ihany, dia hitari-dalana azy Aho ka hampody ny fiononana ho aminy sy ho amin'ny malahelo ao aminy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efa nahita ny lalany Aho nefa hahasitrana azy ihany, dia hitari-dalana azy Aho ka hampody ny fiononana ho aminy sy ho amin’ny malahelo ao aminy.
malagasy
Efa nahita ny lalany Aho, nefa hahasitrana azy ihany, dia hitari-dalana azy Aho ka hampody ny fiononana ho aminy sy ho amin'ny malahelo ao aminy,