Isaiah 57:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izaho no mahary ny vokatry ny molotra. Fiadanana, fiadanana ho an’izay lavitra sy ho an’izay akaiky, hoy NY TOMPO! Hahasitrana azy Aho!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay manisy fiderana eo am-bava dia milaza manao hoe: «Fiadanana, fiadanana, ho an’ny lavitra sy ny akaiky, hoy i Iaveh, ary hanasitrana azy Aho!...»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia horakora-pifaliana no hataoko eo amin’ny molony. Ka hoy AHO hoe: Fiadanana ho an’izay lavitra, fiadanana ho an’izay akaiky! Eny, hanasitrana ny vahoakako Aho.»
Malagasy Bible 1865
Dia Izaho Izay mahary ny vokatry ny molotra: Fiadanana, fiadanana ho an'izay lavitra sy ho an'izay akaiky! hoy Jehovah, ka dia hahasitrana azy Aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izaho no mahary ny vokatry ny molotra. Fiadanana, fiadanana ho an’izay lavitra sy ho an’izay akaiky, hoy NY TOMPO! Hahasitrana azy Aho!
malagasy
Dia Izaho Izay mahary ny vokatry ny molotra: Fiadanana, fiadanana ho an'izay lavitra sy ho an'izay akaiky! hoy Jehovah, ka dia hahasitrana azy Aho.