Isaiah 57:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miditra amin’ny fiadanana ary mandry amin’ny fandrianany izay olona mizotra amin’ny lalana mahitsy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka miditra ho amin’ny fiadanana izy! Mandry ao amin’ny fandriany, izay nanaraka ny lala-mahitsy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nefa ho tonga ny fandriampahalemana, ka hatory milamina eo am-pandriany avy izay mizotra amin’ny hitsiny.
Malagasy Bible 1865
Miditra amin'ny fiadanana izy, mandry amin'ny fandriany avy izy, dia izay rehetra mizotra amin'ny hitsiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miditra amin’ny fiadanana ary mandry amin’ny fandrianany izay olona mizotra amin’ny lalana mahitsy.
malagasy
Miditra amin'ny fiadanana izy, mandry amin'ny fandriany avy izy, dia izay rehetra mizotra amin'ny hitsiny.