Isaiah 57:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny ratsy fanahy dia tahaka ny ranomasina misamboaravoara; eny, tsy mety tafatoetra izy ka ny ranony dia mamoaka loto sy fotaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ny ratsy fanahy kosa, tahaka ny ranomasina manonja, izay tsy mety mitony, ary manakobana tany dilatra amam-potaka ny onjany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ny olon-dratsy kosa dia toy ny ranomasina misamboaravoara sady tsy afaka mitoetra milamina; fa mamoaka loto sy fotaka ny ranony.
Malagasy Bible 1865
Fa ny ratsy fanahy dia tahaka ny ranomasina misamboaravoara, eny, tsy mety tafatoetra izy, ka ny ranony dia mamoaka loto sy fotaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny ratsy fanahy dia tahaka ny ranomasina misamboaravoara; eny, tsy mety tafatoetra izy ka ny ranony dia mamoaka loto sy fotaka.
malagasy
Fa ny ratsy fanahy dia tahaka ny ranomasina misamboaravoara, eny, tsy mety tafatoetra izy, ka ny ranony dia mamoaka loto sy fotaka.Tsy misy fiadanana ho an'ny ratsy fanahy, hoy Andriamanitro.