Isaiah 57:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy misy fiadanana ho an’ny ratsy fanahy, hoy Andriamanitro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy misy fiadanana ho an’ny ratsy fanahy, hoy ny Andriamanitro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Tsy misy fiadanana ho an’ny olon-dratsy, hoy ilay Andriamanitro.»
Malagasy Bible 1865
Tsy misy fiadanana ho an'ny ratsy fanahy, hoy Andriamanitro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy misy fiadanana ho an’ny ratsy fanahy, hoy Andriamanitro.
malagasy
Tsy misy fiadanana ho an'ny ratsy fanahy, hoy Andriamanitro.