Isaiah 57:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Iza no ihomehezanareo? Iza no isanasananareo vava sy itrangatranganareo lela? Tsy taranaky ny fikomiana va ianareo sady taranaky ny lainga?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Iza no hanihaninareo? Iza no isanasanànareo vava sy itranganareo lela? Tsy zanaky ny mpanao ratsy va ianareo, sy taranaka mpandainga?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Iza moa no esoesoinareo? Iza no isanasananareo vava sy itrangatranganareo lela? Tsy ianareo ve no zanaka mpikomy sy taranaka mpandainga?
Malagasy Bible 1865
Iza no ihomehezanareo? Iza no isanasananareo vava sy itrangatranganareo lela? Tsy taranaky ny fiodinana va ianareo sady taranaky ny lainga?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Iza no ihomehezanareo? Iza no isanasananareo vava sy itrangatranganareo lela? Tsy taranaky ny fikomiana va ianareo sady taranaky ny lainga?
malagasy
Iza no ihomehezanareo? Iza no isanasananareo vava sy itrangatranganareo lela? Tsy taranaky ny fiodinana va ianareo sady taranaky ny lainga? [Na: zanaky ny fijangajangana]