Isaiah 57:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Teo an-tampon’ny tendrombohitra avo sy manerinerina no nametrahanao ny fandriananao ka teny no niakaranao hamono zavatra natao fanatitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanorina ny fandrianao, tany an-tendrombohitra avo sy manerinerina ianao! Dia niakatra tany ianao hanao sorona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Teny an-tendrombohitra avo manerinerina no nametrahanao ny fandrianao; teny koa no niakaranao hanolotra sorona.
Malagasy Bible 1865
Teo an-tampon'ny tendrombohitra avo sy manerinerina no nametrahanao ny fandrianao, ka tany no niakaranao hamono zavatra natao fanatitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Teo an-tampon’ny tendrombohitra avo sy manerinerina no nametrahanao ny fandriananao ka teny no niakaranao hamono zavatra natao fanatitra.
malagasy
Teo an-tampon'ny tendrombohitra avo sy manerinerina no nametrahanao ny fandrianao, ka tany no niakaranao hamono zavatra natao fanatitra.