Isaiah 58:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro, ny hiady sy ny hifanditra no anton’ny ifadianareo ary ny hamely amin’ny totohondrin’ny faharatsiana; izao fifadianareo izao dia tsy andrenesana ny feonareo any amin’ny avo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sady miady sy mifanditra ianareo no mifady, ary mamely totohondry an-katezerana aza! Ny fomba fifadianareo amin’izany andro izany, tsy mba hihainoana ny feonareo any amin’ny avo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indro sady mifady hanina ianareo no mbola miady sy mifanditra ihany ary mamely totohondry mahery vaika. Tsy ny fifadianareo hanina tahaka izany no handrenesako ny feonareo any amin’ny avo.
Malagasy Bible 1865
Indro, ny hiady sy ny hifanditra no anton'ny ifadianareo ary ny hamely amin'ny totohondrin'ny faharatsiana; Izao fifadianareo izao dia tsy andrenesana ny feonareo any amin'ny avo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro, ny hiady sy ny hifanditra no anton’ny ifadianareo ary ny hamely amin’ny totohondrin’ny faharatsiana; izao fifadianareo izao dia tsy andrenesana ny feonareo any amin’ny avo.
malagasy
Indro, ny hiady sy ny hifanditra no anton'ny ifadianareo ary ny hamely amin'ny totohondrin'ny faharatsiana; Izao fifadianareo izao dia tsy andrenesana ny feonareo any amin'ny avo.