Isaiah 59:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro, ny tanan’NY TOMPO tsy fohy fa mahavonjy, ary ny sofiny tsy lalodalovana fa mahare.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indro fa tsy ny tanan’i Iaveh no fohy ka tsy mahavonjy, tsy ny sofiny no lalodalovana ka hoe tsy hahare;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsia, tsy fohy ny tanan’ny TOMPO fa mahavonjy, tsy lalodalovana ny sofiny fa mahare.
Malagasy Bible 1865
Indro, ny tànan'i Jehovah tsy fohy, fa mahavonjy, ary ny sofiny tsy lalodalovana, fa mahare;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro, ny tanan’NY TOMPO tsy fohy fa mahavonjy, ary ny sofiny tsy lalodalovana fa mahare.
malagasy
[Ny amin'ny ota, izay efitra fisarahana, sy ny fandravana azy] Indro, ny tànan'i Jehovah tsy fohy, fa mahavonjy, ary ny sofiny tsy lalodalovana, fa mahare;