Isaiah 59:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hisy Mpanavotra ho tonga any Ziona, ho amin’ny taranak’i Jakoba izay miverina avy amin’ny fikomiany, hoy NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho avy izy ho Mpanavotra ho an’i Siôna, sy ho an’ny ao amin’i Jakôba, izay hibebaka amin’ny helony; - teny marin’i Iaveh. -
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho avy ny TOMPO hanavotra an’i Tsiôna sy hanavotra ireo anisan’ny firenen’i Jakôba miala amin’ny fahadisoany. Izany no teny hentitry ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Dia hisy Mpanavotra ho tonga any Ziona, Ho amin'ny Jakoba izay miala amin'ny fahadisoana, hoy Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hisy Mpanavotra ho tonga any Ziona*, ho amin’ny taranak’i Jakoba izay miverina avy amin’ny fikomiany, hoy NY TOMPO.
malagasy
Dia hisy Mpanavotra ho tonga any Ziona, Ho amin'ny Jakoba izay miala amin'ny fahadisoana, hoy Jehovah.Raha Izaho, dia izao no fanekeko aminy, hoy Jehovah: Ny Fanahiko Izay ao aminao sy ny teniko izay nataoko teo am-bavanao dia tsy hiala amin'ny vavanao, na amin'ny vavan'ny taranakao, na amin'ny vavan'ny taranaky ny taranakao, hatramin'izao ka ho mandrakizay, hoy Jehovah.