Isaiah 6:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ataovy donto ny fon’ity firenena ity, ataovy lalodalovana ny sofiny, ary ataovy mikimpy ny masony, fandrao hahita ny masony, sy handre ny sofiny, ary hahalala ny fony, dia hibebaka izy ka ho sitrana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ataovy lamodamoka ny fon’ity firenena ity, ary ataovy lalodalovana ny sofiny, dia tampeno ny masony, mba tsy hahita maso izy, sy tsy handre sofina ka tsy hibebaka sy tsy ho sitrana».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ataovy tonga mafy fo ity firenena ity ataovy tonga mafy sofina izy ary ataovy tonga jamba ny masony, fandrao ny masony hahita, ny sofiny handre ary ny fony hahafantatra ka hiverina amiko izy ary ho sitrana.
Malagasy Bible 1865
Ataovy adala ny fon'ity firenena ity, Ary ataovy lalodalovana ny sofiny, Ary ataovy mikimpy ny masony, Fandrao hahita ny masony, Sy handre ny sofiny, Ary hahalala ny fony, Dia hibebaka izy ka ho sitrana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ataovy donto ny fon’ity firenena ity, ataovy lalodalovana ny sofiny, ary ataovy mikimpy ny masony, fandrao hahita ny masony, sy handre ny sofiny, ary hahalala ny fony, dia hibebaka izy ka ho sitrana.
malagasy