Isaiah 6:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary NY TOMPO hampandeha lavitra ny olona ka hihamaro ny tany lao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mandra-pitondràn’i Iaveh ny olona any lavitra, ka ho be ny lao amin’ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, halefan’ny TOMPO any lavitra any ny mponina ka ho betsaka ny saha hilaozana eo amin’io tany io.
Malagasy Bible 1865
Ary Jehovah hampandeha lavitra ny olona, Ka ho be ny lao ao amin'ny tany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary NY TOMPO hampandeha lavitra ny olona ka hihamaro ny tany lao.
malagasy
Ary Jehovah hampandeha lavitra ny olona, Ka ho be ny lao ao amin'ny tany;Ary na dia misy ampahafolony aza sisa, Dia mbola hosimbana ihany koa izany Kanefa kosa tahaka ny hazo terebinta sy ny ôka, Izay mbola misy fotony ihany na dia voakapa aza, Dia toy izany no mbola hisiana taranaka masina ho fotony.