Isaiah 6:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nisy serafima nitsangana teo amboniny, samy nanana elatra enina avy: Ny roa dia nanaronany ny tavany, ny roa dia nanaronany ny tongony ary ny roa dia nanidinany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nisy Serafima nitoetra teo anatrehany; manana elatra enina avy: ny roa nisaronany tava; ny roa nisaronany tongotra, ny roa nanidinany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy serafima nitsangana teo amboniny, izay samy manana elatra enina avy: ka ny roa nanakonany endrika, ny roa nanakonany vatana, ary ny roa nanidinany.
Malagasy Bible 1865
Nisy serafima nitsangana teo amboniny, samy nanana elatra enina avy; ny roa nanaronany ny tavany, ny roa nanaronany ny tongony, ary ny roa nanidinany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nisy serafima nitsangana teo amboniny, samy nanana elatra enina avy: Ny roa dia nanaronany ny tavany, ny roa dia nanaronany ny tongony ary ny roa dia nanidinany.
malagasy
Nisy serafima nitsangana teo amboniny, samy nanana elatra enina avy; ny roa nanaronany ny tavany, ny roa nanaronany ny tongony, ary ny roa nanidinany.