Isaiah 6:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nanandratra ny feony ireo ka nifamaly hoe: Masina, masina, masina Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao! Henika ny voninahiny ny tany rehetra!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niantso mafy izy ireo, nifamaly ka nanao hoe: «Masina, masina, masina i Iavehn’ny tafika! feno ny voninahiny ny tany rehetra.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary niantso mafy ireo ka nifamaly hoe: «Masina, masina, masina ny TOMPOn’izao rehetra izao! Feno ny voninahiny ny tany manontolo!»
Malagasy Bible 1865
Ary nanandratra ny feony izy ka nifamaly hoe: Masina, masina, masina Jehovah, Tompon'ny maro; Henika ny voninahiny ny tany rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nanandratra ny feony ireo ka nifamaly hoe: Masina, masina, masina Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao! Henika ny voninahiny ny tany rehetra!
malagasy
Ary nanandratra ny feony izy ka nifamaly hoe: Masina, masina, masina Jehovah, Tompon'ny maro; Henika ny voninahiny ny tany rehetra.[Na: Voninahiny avokoa ny eran'ny tany]