Isaiah 6:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nihorohoro ny fanambanin’ny tokonana noho ny feon’ilay nanandratra ny feony ary feno setroka ny Trano.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nihozongozona ny fanambanin’ny vavahady, noho ny feon’izay niantso mafy, ary tonga feno setroka ny trano.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nipararetra ny fanambanin’ny tokonana noho ny hamafin’ny feon’ireo serafima ireo, sady feno setroka ny trano.
Malagasy Bible 1865
Dia nihorohoro ny fanambanin'ny tokonana noho ny feon'ireo nanandratra ny feony; ary feno setroka ny trano.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nihorohoro ny fanambanin’ny tokonana noho ny feon’ilay nanandratra ny feony ary feno setroka ny Trano.
malagasy
Dia nihorohoro ny fanambanin'ny tokonana noho ny feon'ireo nanandratra ny feony; ary feno setroka ny trano.