Isaiah 6:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary natehiny ny vavako izany ka hoy izy: Indro, efa nitehika tamin’ny molotrao io: Afaka ny helokao ary voavela ny fahotanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nakasiny tamin’ny vavako izany, dia hoy izy: «Jereo, efa voakasik’ity ny molotrao; ka voaesotra ny helokao, ary voaonitra ny fahotanao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Natehiny tamin’ny vavako izany, ary hoy izy tamiko: «Indro efa nitehika ny molotrao ity; koa afaka ny helokao, ary voavela ny fahotanao.»
Malagasy Bible 1865
Ary natehiny ny vavako izany, ka hoy izy: Indro, efa nitehika tamin'ny molotrao io; ka dia afaka ny helokao, ary voavela ny fahotanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary natehiny ny vavako izany ka hoy izy: Indro, efa nitehika tamin’ny molotrao io: Afaka ny helokao ary voavela ny fahotanao.
malagasy
Ary natehiny ny vavako izany, ka hoy izy: Indro, efa nitehika tamin'ny molotrao io; ka dia afaka ny helokao, ary voavela ny fahotanao.