Isaiah 6:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nandre ny feon’ny Tompo aho hoe: Iza no hirahiko? Iza no handeha ho irakay? Dia hoy aho: Inty aho, iraho aho!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nandre ny feon’ny Tompo aho, nanao hoe: «Iza no hirahiko, ary iza no handeha ho anay?» Ka hoy aho: «Inty aho; iraho aho.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia reko ny feon’ny Tompo nanontany hoe: –Iza no hirahiko, ary iza no ho mpitondrateninay? Dia namaly aho hoe: –Inty aho, iraho aho.
Malagasy Bible 1865
Ary nandre ny feon'ny Tompo aho nanao hoe: Iza no hirahiko, ary iza no handeha ho irakay? Dia hoy izaho: Inty aho, iraho aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nandre ny feon’ny Tompo aho hoe: Iza no hirahiko? Iza no handeha ho irakay? Dia hoy aho: Inty aho, iraho aho!
malagasy
Ary nandre ny feon'ny Tompo aho nanao hoe: Iza no hirahiko, ary iza no handeha ho irakay? Dia hoy izaho: Inty aho, iraho aho.