Isaiah 6:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy Izy: Mandehana ka lazao amin’ity firenena ity hoe: Handre mandrakariva ihany ianareo nefa tsy hahalala! Hijery mandrakariva ihany ianareo nefa tsy hahafantatra!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy izy: «Mandrenesa ianareo, fa aza mahafantatra; aoka hahita ianareo, fa tsy hahazo an-tsaina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy indray Izy hoe: –Ndeha lazao amin’ity firenena ity hoe: «Mihainoa ihany ianareo fa tsy handre, mijere ihany fa tsy hahita.»
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Izy: Mandehana, ka lazao amin'ity firenena ity hoe: Mandrenesa mandrakariva ihany ianareo, nefa aza mahalala; Ary mijere mandrakariva ihany ianareo, nefa aza mahafantatra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy Izy: Mandehana ka lazao amin’ity firenena ity hoe: Handre mandrakariva ihany ianareo nefa tsy hahalala! Hijery mandrakariva ihany ianareo nefa tsy hahafantatra!
malagasy
Ary hoy Izy: Mandehana, ka lazao amin'ity firenena ity hoe: Mandrenesa mandrakariva ihany ianareo, nefa aza mahalala; Ary mijere mandrakariva ihany ianareo, nefa aza mahafantatra.