Isaiah 60:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hinono amin’ny Jentilisa ianao sady hinono amin’ny mpanjaka; dia ho fantatrao fa Izaho TOMPO no Mpamonjy anao, ary Ilay Maherin’i Jakoba no Mpanavotra anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hitsentsitra ny rononon’ny firenena ianao, sady hitsentsitra ny nonon’ny mpanjaka, dia ho fantatrao fa Izaho Iaveh no Mpamonjy anao, ary ilay Maherin’i Jakôba no Mpanavotra anao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny firenen-kafa sy ny mpanjakany no hamahana sy hamelona anao; ka ho fantatrao fa Izaho TOMPO no mpamonjy anao, Izaho ilay Maherin’i Jakôba no Mpanavotra anao.
Malagasy Bible 1865
Ary hinono amin'ny jentilisa ianao sady hinono amin'ny mpanjaka; ka dia ho fantatrao fa Izaho Jehovah no Mpamonjy anao, ary Ilay Maherin'i Jakoba no Mpanavotra anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hinono amin’ny Jentilisa* ianao sady hinono amin’ny mpanjaka; dia ho fantatrao fa Izaho TOMPO no Mpamonjy anao, ary Ilay Maherin’i Jakoba no Mpanavotra anao.
malagasy
Ary hinono amin'ny jentilisa ianao sady hinono amin'ny mpanjaka; ka dia ho fantatrao fa Izaho Jehovah no Mpamonjy anao, ary Ilay Maherin'i Jakoba no Mpanavotra anao.