Isaiah 60:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho marina avokoa ny olonao rehetra, hanana ny tany ho mandrakizay izy; eny, ho voly maitso eo amin’ny sahako, asan’ny tanako ho fampisehoana ny voninahitro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy hisy afa-tsy olo-marina eo amin’ny vahoakanao, ary hanana ny tany mandrakizay izy ireo; dia izy ireo solofo namboleko, asan’ny tanako, noarîna ho voninahitro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny vahoakanao rehetra hanjary olo-marina ka hanana ny tany ho fananany mandrakizay. Noforonin’ny tanako haneho ny famirapiratako izy ka ho toy ny voly mandrobona eo amin’ny sahako.
Malagasy Bible 1865
Ary ny olonao rehetra ho marina avokoa; hanana ny tany ho mandrakizay izy, eny, ho voly maitso eo amin'ny sahako. Asan'ny tanako ho fampisehoam-boninahitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho marina avokoa ny olonao rehetra, hanana ny tany ho mandrakizay izy; eny, ho voly maitso eo amin’ny sahako, asan’ny tanako ho fampisehoana ny voninahitro.
malagasy
Ary ny olonao rehetra ho marina avokoa; hanana ny tany ho mandrakizay izy, eny, ho voly maitso eo amin'ny sahako. Asan'ny tanako ho fampisehoam-boninahitra.Ny kely ho tonga arivo, ary ny malemy ho tonga firenena mahery; Izaho Jehovah no hanafaingana izany amin'ny fotoany.