Isaiah 61:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tahaka ny tany mampitsimoka izay ao aminy, ary tahaka ny tanimboly mampaniry izay nafafy teo aminy, dia toy izany no hampisehoan’NY TOMPO Andriamanitra fahamarinana sy fiderana eo anatrehan’ny firenena rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Fa toy ny ampanirian’ny tany ny tsimoka eo aminy, toy ny ampitsimohan’ny zaridaina ny voa nafafy eo aminy no ampanirian’i Iaveh Tompo ny fahamarinana, sy ny fiderana eo anatrehan’ny firenena rehetra.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa tahaka ny tany mampitrebona ny tsimoka eo aminy na tahaka ny zaridaina mampitsimoka ny voa nafafy no hampitsimohan’ny Tompo ANDRIANANAHARY ny fahamarinana sy ny fiderana eo anatrehan’ny firenena rehetra.
Malagasy Bible 1865
Fa tahaka ny tany mampitsimoka izay ao aminy, ary tahaka ny tanimboly mampaniry izay nafafy tao aminy, dia toy izany no hampisehoan'i Jehovah Tompo fahamarinana sy fiderana eo anatrehan'ny firenena rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tahaka ny tany mampitsimoka izay ao aminy, ary tahaka ny tanimboly mampaniry izay nafafy teo aminy, dia toy izany no hampisehoan’NY TOMPO Andriamanitra fahamarinana sy fiderana eo anatrehan’ny firenena rehetra.
malagasy