Isaiah 61:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
hitory ny taona ankasitrahan’NY TOMPO sy andro famalian’Andriamanitsika; hampionona ny malahelo rehetra,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
hitory taom-pahasoavana anankiray ho an’i Iaveh, sy ny andro famaliana anankiray ho an’ny Andriamanitsika; hampionona ny tra-pahoriana rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
hanambara ny taona hanehoan’ny TOMPO fanambinana sy ny andro hanafaizan’Andriamanitra ny fahavalony ary hitondra fampaherezana ho an’ny misaona rehetra.
Malagasy Bible 1865
Hitory taona ankasitrahan'i Jehovah sy andro famalian'Andriamanitsika, hampionona ny malahelo rehetra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
hitory ny taona ankasitrahan’NY TOMPO sy andro famalian’Andriamanitsika; hampionona ny malahelo rehetra,
malagasy
Hitory taona ankasitrahan'i Jehovah sy andro famalian'Andriamanitsika, hampionona ny malahelo rehetra,