Isaiah 61:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa hanangana ny efa rava hatry ny fony fahagola izy ary hamboatra ny efa lao hatramin’ny fahiny, dia hohavaoziny indray ny tanàna rava, izay efa lao hatramin’ny taranaka nifandimby.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’izany izy ireo dia hanangana ny efa rava ela; hanarina indray ny sisan’izay voafongotra fahiny; hamboatra ny tanàna simba, mbamin’ny korontan-javatra rava tamin’ny taona lasa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Haorina indray ireo zavatra rava fahiny, hatsangana indray ny trano nirodana taloha; hohavaozina ny tanàna rava, dia ireo efa simba hatry ny ela be.
Malagasy Bible 1865
Koa hatsangana ny efa rava hatry ny fony fahagola, ary hamboarina ny efa lao hatramin'ny fahiny, dia hohavaozina indray ny tanàna rava, Izay efa lao hatramin'ny taranaka lasa ela.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa hanangana ny efa rava hatry ny fony fahagola izy ary hamboatra ny efa lao hatramin’ny fahiny, dia hohavaoziny indray ny tanàna rava, izay efa lao hatramin’ny taranaka nifandimby.
malagasy
Koa hatsangana ny efa rava hatry ny fony fahagola, ary hamboarina ny efa lao hatramin'ny fahiny, dia hohavaozina indray ny tanàna rava, Izay efa lao hatramin'ny taranaka lasa ela.