Isaiah 61:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho tonga ao ny vahiny ka hiandry ny ondry aman’osinareo, ary ny hafa firenena dia ho mpiasa tany sy ho mpikarakara tanim-boaloboka ho anareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho eo ny vahiny, hiandry ny biby fiompinareo; ny zanaky ny hafa firenena, ho mpiasanareo sy mpamboly voalobokareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vahiny no hitsangana hiandry ny ondry aman’osinareo, olona avy any an-kafa no hiasa ny tany sy hamboly voaloboka ho anareo.
Malagasy Bible 1865
Ary ny vahiny honina ao ka hiandry ny ondry aman'osinareo, ary ny hafa firenena ho mpiasa tany sy ho mpamboatra tanim-boaloboka ho anareo,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho tonga ao ny vahiny ka hiandry ny ondry aman’osinareo, ary ny hafa firenena dia ho mpiasa tany sy ho mpikarakara tanim-boaloboka ho anareo.
malagasy
Ary ny vahiny honina ao ka hiandry ny ondry aman'osinareo, ary ny hafa firenena ho mpiasa tany sy ho mpamboatra tanim-boaloboka ho anareo,