Isaiah 62:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ireny hotononina hoe: Firenena masina, olona navotan’NY TOMPO; ary ianao dia hatao hoe Ilay notadiavina, Tanàna tsy foy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izy ireo hantsoina hoe: ‹Firenena masina,› ‹Ny navotan’i Iaveh›; ary ianao kosa hantsoina hoe: ‹Ilay irina›, ‹Tanàna tsy foy› ».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny besinimaro, na ianareo na iretsy, dia hantsoina hoe «ilay vahoaka masina», «ireo olona navotan’ny TOMPO»; ary ianao, ry Jerosalema, dia hatao hoe: «ilay irîna», «ilay tanàna tsy foy.»
Malagasy Bible 1865
Ary Ireny hotononina hoe Firenena masina, dia olona navotan'i Jehovah; ary ianao dia hatao hoe Ilay notadiavina, Tanàna tsy foy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ireny hotononina hoe: Firenena masina, olona navotan’NY TOMPO; ary ianao dia hatao hoe Ilay notadiavina, Tanàna tsy foy.
malagasy
Ary Ireny hotononina hoe Firenena masina, dia olona navotan'i Jehovah; ary ianao dia hatao hoe Ilay notadiavina, Tanàna tsy foy.