Isaiah 62:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia ho tonga satroboninahitra tsara tarehy eo an-tanan’NY TOMPO ianao ary satroka mpanjaka eo am-pelatanan’Andriamanitrao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho satroboninahitra eo an-tanan’i Iaveh ianao, sy ho hamàman’andriana, eo an-tanan’ny Andriamanitsika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eo an-tanan’ny TOMPO Andriamanitra dia ho tonga satroboninahitra mamirapiratra sy hanjary diademan’ny mpanjaka ianao.
Malagasy Bible 1865
Ka dia ho tonga satro-boninahitra eo an-tànany ianao sy satrok'andriana eo am-pelatanan'Andriamanitrao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia ho tonga satroboninahitra tsara tarehy eo an-tanan’NY TOMPO ianao ary satroka mpanjaka eo am-pelatanan’Andriamanitrao.
malagasy
Ka dia ho tonga satro-boninahitra eo an-tànany ianao sy satrok'andriana eo am-pelatanan'Andriamanitrao.