Isaiah 62:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary aza mamela Azy hitsahatra mandra-panaony an’i Jerosalema ho mafy orina sy hoderaina amin’ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
O ry zareo mpampahatsiaro an’i Iaveh ô, aza mitsahatra ianareo; ary aza avelanareo hitsahatra Izy, mandra-panangany an’i Jerosalema indray, sy mandra-panaony azy ho fideran’ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza avela hitsahatra Izy mandra-panarenany azy indray ka hametrahany an’i Jerosalema ho voninahitra manerana ny tany.»
Malagasy Bible 1865
Ary aza mamela Azy hitsahatra mandra-panaony an'i Jerosalema ho mafy orina sy hoderaina amin'ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary aza mamela Azy hitsahatra mandra-panaony an’i Jerosalema ho mafy orina sy hoderaina amin’ny tany.
malagasy
Ary aza mamela Azy hitsahatra mandra-panaony an'i Jerosalema ho mafy orina sy hoderaina amin'ny tany.