Isaiah 62:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa izay nijinja azy no hihinana azy ka hidera NY TOMPO; ary izay nioty azy no hisotro azy ao amin’ny kianjako masina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa izay mijinja ny vary ihany no hihinana azy, ka hidera an’i Iaveh; ary izay hioty ny voam-boaloboka ihany no hisotro azy, eo amin’ny kianjan’ny fitoerako masina».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa izay mijinja ny vary ihany no hihinana azy ka hidera Ahy TOMPO, ary izay nioty ny voaloboka ihany no hisotro ny divay eo an-kianjan’ny tempoliko.»
Malagasy Bible 1865
Fa izay nijinja azy no hihinana azy ka hidera an'i Jehovah; ary izay nioty azy no hisotro azy ao amin'ny kianjako masina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa izay nijinja azy no hihinana azy ka hidera NY TOMPO; ary izay nioty azy no hisotro azy ao amin’ny kianjako masina.
malagasy
Fa izay nijinja azy no hihinana azy ka hidera an'i Jehovah; ary izay nioty azy no hisotro azy ao amin'ny kianjako masina.