Isaiah 63:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny olony dia nahatsiaro ny andro taloha ela, tamin’ny andron’i Mosesy: Aiza Ilay nitondra azy mbamin’ny mpiandry ondriny niakatra avy tamin’ny ranomasina? Aiza Ilay nametraka ny Fanahiny Masina tao aminy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nahatsiaro ny andro fahiny, ny andron’i Môizy, ny vahoakany! Aiza Ilay nitondra niakatra avy tamin’ny ranomasina, ny mpiandry ny andian’ondriny? Aiza Ilay nametraka teo amin’izy ireo, ny Fanahiny Masina,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay ny vahoakan’Andriamanitra dia nahatsiaro ny tantarany fahiny, dia izay tamin’ny andron’i Mosesy: «Nankaiza Ilay nampakatra avy ao amin’ny ony, Ilay ho mpiandry ny andianondriny? Nankaiza Ilay nametraka ny Fanahiny Masina tao aminy?
Malagasy Bible 1865
Ary ny olony dia nahatsiaro ny andro taloha ela, dia ny tamin'i Mosesy. Aiza Ilay nitondra azy mbamin'ny mpiandry ondriny niakatra avy tamin'ny ranomasina? Aiza Ilay nametraka ny Fanahy Masiny tao aminy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny olony dia nahatsiaro ny andro taloha ela, tamin’ny andron’i Mosesy: Aiza Ilay nitondra azy mbamin’ny mpiandry ondriny niakatra avy tamin’ny ranomasina? Aiza Ilay nametraka ny Fanahiny Masina tao aminy?
malagasy