Isaiah 63:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ilay nitondra azy nita ny rano lalina, tahaka ny fandehan’ny soavaly any an-tany efitra ka tsy nahatafintohina azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
izay nampandeha azy namaky ny hantsana ka tsy tafintohina, tahaka ny soavaly mamaky ny tany lava volo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izy no nampandeha azy ireo teo amin’ny fanambanin’ny ranomasina; toy ny soavaly mikarenjy any an-taniefitra ireo ka tsy mba solafa-mamindra.
Malagasy Bible 1865
Dia Ilay nitondra azy nita ny rano lalina, tahaka ny fandehan'ny soavaly eny an-tany lemaka, ka tsy tafintohina izy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ilay nitondra azy nita ny rano lalina, tahaka ny fandehan’ny soavaly any an-tany efitra ka tsy nahatafintohina azy.
malagasy
Dia Ilay nitondra azy nita ny rano lalina, tahaka ny fandehan'ny soavaly eny an-tany lemaka, ka tsy tafintohina izy?