Isaiah 63:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanefa Ianao no Rainay, fa tsy mahalala anay i Abrahama ary tsy mahafantatra anay Israely, TOMPO ô, Ianao no Rainay, Mpanavotra anay no anaranao hatrizay hatrizay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ianao anefa no Rainay; fa i Abrahama tsy mahalala anay, ary i Israely tsy mahafantatra anay. Ianao, Iaveh, no tianay; Mpanavotra anay no Anaranao, hatrizay ela izay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Satria Ianao mihitsy no Rainay, fa i Abrahama tsy mahalala anay, ary i Jakôba tsy mahafantatra anay; eny, TOMPO ô, Ianao no Rainay, Ianao ilay nantsoina hatrizay hatrizay amin’ny anaranao hoe «Mpanavotra anay.»
Malagasy Bible 1865
Kanefa Hianao no Rainay, fa Abrahama tsy mahalala anay, Ary Isiraely tsy mahafantatra anay, Jehovah ô, Hianao no Rainay, ary Mpanavotra anay no anaranao hatrizay hatrizay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanefa Ianao no Rainay, fa tsy mahalala anay i Abrahama ary tsy mahafantatra anay Israely, TOMPO ô, Ianao no Rainay, Mpanavotra anay no anaranao hatrizay hatrizay.
malagasy
Kanefa Hianao no Rainay, fa Abrahama tsy mahalala anay, Ary Isiraely tsy mahafantatra anay, Jehovah ô, Hianao no Rainay, ary Mpanavotra anay no anaranao hatrizay hatrizay.