Isaiah 63:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Vetivety foana no nananan’ny olonao masina ny tany; efa nanitsaka ny toeranao masina ny fahavalonay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny vahoakanao masina nizaka ny tany andro kely foana; ny fitoeranao masina efa nohitsakitsahin’ny fahavalony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vahoaka natokana ho Anao izahay, saingy fotoana fohy no nanananay ny tany lovanay; fa nohitsakitsahin’ny fahavalonay ny Toeramasinao.
Malagasy Bible 1865
Vetivety foana no nananan'ny olonao masina ny tany; ny fahavalonay efa nanitsaka ny fitoeranao masina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Vetivety foana no nananan’ny olonao masina ny tany; efa nanitsaka ny toeranao masina ny fahavalonay.
malagasy
Vetivety foana no nananan'ny olonao masina ny tany; ny fahavalonay efa nanitsaka ny fitoeranao masina.Efa tonga hoatra izay tsy notapahinao hatrizay hatrizay izahay sady tsy mba nantsoina tamin'ny anaranao akory. Enga anie ka hotriarinao ny lanitra mba hidinanao, ka hihorohoro eo anoloanao ny tendrombohitra, [Na: hiempo]